Teny iditra | vola dispaina | |
Singan-teny | vola ; dispaina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Argent d' Espagne. Les premières pièces de cinq francs connues à Madagascar, venaient d'Espagne et du Mexique ; on leur donna le nom de pièces d'argent d' Espagne [2.415] | |
Ohatra | Ary ny vola dispaina loaka kosa ka tsy vola ratsy, dia mba anonero ireo volan'ny olona nosamborinareo.
[2.366] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |